Any Ivelany

FEDERASIONINA GABONAIS NITORY ANY AMIN’NY CAF


  • Zoma 20 Novambra 2020

Nitory any amin’ny CAF ny Filohan’ny Federasionin’ny baolina kitra any Gabon

Pierre Alain Mounguengui noho ilay raharaha tsy famelana azy ireo hiala ny seranam-piaramanidina ny alin’ny 15 novambra ka tao no natory sy niaritra valo ora tsynisy fandriana sy seza akory. Resaka fitiliana covid-19 no natao sakana kanefa efa notiliana 72 ora mialoha ny Gabonais. Narirarira ny fitiliana rehefa tao amin’ny seranam-piaramanidin’I Banjul. Tsy afa-nihetsika tao raha tsy maraina ny andro, ary ny tolakandro tonga niatrika lalao, ka resy 2-1. Tetika natao handemena anay ireny, hoy ny Federasionina Gabonais. Andrasana ny fanapahan-kevitry ny CAF.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT