Any Ivelany

FC BARCELONE BOKAN-TROSA NOHO NY KRIZY


  • Alarobia 27 Janoary 2021

Bokan-trosa sy mandalo krizy ny Klioban'ny FC Barcelone raha ny nambaran'ny Mpanazatra Ronald Koeman.

 

 Mahatra 739,6 tapitrisa euros ny trosa tsy maharitra (à court terme) raha toa 1 ka,173 miliara euros ny trosa manontolo. Ny krizin'ny covid-19 no antony satria tsisy mpijery, tsisy mpizaha tany,... Saika misedra olana avokoa ny ankamaroan’ny klioba. Marihina fa hifandona amin’ny Rayo Vallecano eo amin’ny 1/8-ndàlana amin’ny fiadiana ny Amboaran’ny mpanjaka ry Messi anio.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT