Any Ivelany

FANOHERANA TOLO-DALANA NITOHY NY FIHETSIKETSEHANA TANY FRANTSA


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Nitohy ny faran’ny herinandro teo ny fihetsiketsehana tany Frantsa manohitra ilay tol-dalàna « sécurité globale »,

 

 izay sokajiana ho manome vahana be loatra ny mpitandro filaminana sy mampihena ny zon’ny isam-batan’olona. Nahatratra 10 000 ny mpanao fihetsiketsehana tao Paris fotsiny, ka nitarika izany ny fikambanana sy sendika maro. Fitroarana faobe na « revolte générale » no isan’ny nirantiranty tamin’ny sorabaventy. Nahatratra 150 ny olona voasambotra nandritra ny fihetsiketsehana, ary 120 no voalaza fa voatazona. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT