Any Ivelany

FANOHERANA TOLO-DALÀNA 95 VOASAMBOTRA, 67 VOASAMBOTRA


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Niteraka fihetsiketsehana tany Frantsa ny sabotsy lasa teo ny tolo-dalàna momba ny “loi sécurité globale”.

 

 

  Sokajiana ho manome vahana be loatra ny polisy na zandary, toy ny fahafahana mampiasa sarin’olona azo eny amin’ny “cameras” fanaraha-maso ny mpandeha tongotra na koa ny “drone” izy io, ary manamafy ny fiarovana azy ireo toy ny hoe hampigadra sy handoavana honitra 45000euros ny mombamomba azy ireo, toy ny sary na singa hafa. Olona manodidina ny 52000 no nitaky ny hanatsoahana ka isan’ny nihetsika ny mpanao gazety, ny sendika samihafa, ONG. Raikitra ny famakiana fitaratra, fandorana fiara, fandrobana,… ho an’ny tany Paris. 95 ny voasambotra, ary 67 ny naratra tany Frantsa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT