Any Ivelany

FANOHERANA NY FANALALAHANA NY FANALAN-JAZA NAMONDRON-KERY NY KRISTIANINA ANY ARGENTINE


  • Alatsinainy 28 Desambra 2020

Namondron-kery hiady amin'ny fanalalahana ny fanalan-jaza na IVG (Interruption

 

Volontaire de la Grossesse) ny fiangonana katolika sy ny Evanjelika any Argentine firenena nihavian'ny Papa François. Ny 11 desambra izy io no nolanian'ny depiote, ary handalo fandinihana eo amin'ny loholona rahampitso 29 desambra. Raha ny lalàna nolaniana tamin'ny 1921 dia ny vohoka azo tamin'ny fanolanana sy misy loza mandindona amin'ny ain'ny reny ihany no azo esorina. 62,9% amin'ny Argentin no katolika, 15,3% Evanjelika, Ary 18,9% tsy manam-pinoana, raha ny fanadihadian'ny "Conicet" tamin'ny 2019.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT