Any Ivelany

FANOHERANA NY “COUVRE-FEU” 600 VOASAMBOTRA TANY TUNISIE


  • Talata 19 Janoary 2021

Nanambara ny fitondrana Tonizianina, fa tafiakatra 600 ireo tanora voasambotra

 

 

noho ny tsy fanajana fepetra tsy fahafa-mivezivezy amin'ny alina. Tao anatin'ny 4 andro no nafana ny fifandonana vokatry ny tsy faneken'ireo tanora 15-25 taona io "couvre-feu" io. Tonga hatramin'ny fandorana kodiarana. Isan'izany ny tany Ettadhamen any Tunis, izay nisy mihitsy ny fandrobana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT