Any Ivelany

FANJAKANA TIORKA NISAMBOTRA OLONA 718


  • Talata 16 Febroary 2021

Nisambotra olona 718 isa ny Fanjakana Tiorka, araka ny fanambaran’ny Filohany Receep Tayip Erdogan omaly.

Isan’izany ireo mpitarika ny Antoko Pro-kurde HDP sokajiana ho mpioko. Ahiana ho misy ifandraisany amin’ny PKK (Parti des travailleurs Kurdistan) mpioko Kurdes, izy nilaza fa namono teratany Tiorka miisa 13 voatazona tany Irak izy ireo. Tondroin’I Erdogan ho manohana ireo mpampihorohoro ireo I Etazonia.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT