Any Ivelany

FANDROAHANA NY MASOIVOHO FRANTSAY HANAO LATSA-BATO NY DEPIOTE PAKISTANAIS


  • Alarobia 21 Aprily 2021

Nanao antso avo amin’ny hampitsaharana ny fampielezan-kevitra sy hetsi-panoherana ny Frantsay na ny

 

 “Campagne Anti-Française” ny TLP (Parti extremist muslman Tehrik-i-Labaik) any Pakistan omaly talata, taorian’ny fitakiana mahery vaika. Anton’io ny naneken’ny Governemanta any Islamabad ny hampanao latsa-bato eo anivon’ny parlemanta ny fandroahana ny Masoivoho Frantsay any an-toerana Marc Baréty, ary ny hanatsaharana ny fanenjehana ara-pitsarana ireo mpikamban’ny TLP. Hanehoana ny fahatezerana amin’ny Frantsay noho ny resaka sary hitatra manimbazimba ny Mpaminany Mahomet tamin’ny taon-dasa io.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT