Any Ivelany

FANDRARANA NY FANALAN-JAZA POLONAIS AN-JATONY MARO NITOKONA


  • Zoma 20 Novambra 2020

Polonais an-jatony maro no nidina an-dalambe nanao fihetsiketsehana nanoloana

 

ny Tribonaly misahana ny lalàmpanorenana. Tsy manaiky ny fanapahan-kevitr’io rafi-pitsarana io amin’ny fandrarana tanteraka ny fahalalahana hanala zaza izy ireo. Noho ny fiakaran’ny maripana, voatery nampiato vonjimaika ny fanatanterahana io didim-panjakana io ny governemanta any Pologne. Maro ny ihany koa etsy andaniny ny manahy amin’ny mety ho tohiny dia ny handresen’ny fahalalahana manala zaza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT