Any Ivelany

FANAMBOARANA FIARAKODIA NIKAMBANA NY PEUGEOT SY NY FIAT


  • Talata 05 Janoary 2021

Nikambana ny orinasa mpanamboatra fiarakodia Frantsay PSA (Peugeot-Citroën)

 

sy ny Italo-Américain FCA (Fiat Chrysler), ka niteraka ny Stellantis, izay lasa mpamokatra fiara fahaefatra eto ambonin’ny tany. Marika fiara 14 no hiraisana ao anatin’izany toy ny Peugeot, Jeep, Fiat, Alfa Romeo, Maserati. Hampitambatra mpiasa 400 000 maneran-tany ny mariazy eo amin’ny Peugeot sy ny Fiat, izay nahalafo fiara manodidina ny 8 tapitrisa teo ny taona 2019 nialohan’ny krizy ara-pahasalamana. Ahafahan’ireo orinasa ireo manana tahiry 5 miliara dolara isan-taona ny fanakambanana azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • MOYEN ORIENT
  • Talata 21 Aprily 2026

Mikatso ny diplaomasia, ambivitra

  • Ady any Moyen-Orient
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Miakatra ny vidim-piainana

  • NEPAL, 7 volana aty
  • Zoma 03 Aprily 2026

aorian’ny tolona Mivadika ho hery politika

  • ADY ANY IRAN
  • Alarobia 25 Martsa 2026

Mihamafy hatrany ny fifandonana,

  • ADIN'NY AMERIKANA SY ISRAËLY
  • Alakamisy 05 Martsa 2026

AMIN'I IRAN

Hijery ny tohiny
FTT