Any Ivelany

FANAGADRANA AN’I ALEXEÏ NAVALNY AVOAHY IZY HOY NY KAOMISERA EOROPEANINA


  • Talata 19 Janoary 2021

Naneho ny ahiahy lehibe tamin'ny nisamboran'ny Fanjakana Rosianina an'i Alexeï Navalny,

 

 

ilay mpahay lalàna mpanohitra an'i Poutine ny Kaomisera Ambony misahana ny zon'olombelona eo anivon'ny Vondrona Eoropeanina Michelle Bachelet omaly. Mangataka ny hamotsorana azy tsy misy hatak'andro. Mandrahona hanao fihetsiketsehana ny mpomba io mpanohitra io. Nanome baika ny hanagadrana an’i Navalny hatramin’ny 15 febroary ny Tribonaly Rosianina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT