Any Ivelany

Fanafihana fiangonana tany Burkina Faso Efatra no namoy ny ainy


  • Talata 28 Mey 2019

Nahitana trangana fampihorohoroana indray ny tany Burkina Faso omaly. Andian` olona maro no nanafika trano fivavahana kristianina iray tany an-toerana.

 

 

Vokany, efatra hatreto namoy ny ainy ka am-polony no naratra mafy vokatry ny tifitra variraraka. Mbola tsy nisy hatreto no sahy nilaza fa tompon` antoka tamin` ity raharaha ity saingy raha tsiahivina dia fanafihana faha-efatra niseho tany an-toerana izy ity. Andrasana kosa ny tohin` ny fanadihadiana ataon` ny mpitandro filaminana.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT