Any Ivelany

FAHAFATESAN’I MARADONA VOASARINGOTRA ILAY DOKOTERANY


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Voarohirohy ho nanao vono olona tsy niniana natao na “homicide involontaire” i

 

dokotera Leopoldo Luque mpitsabo manokan’ilay kintan’ny baolina kitra Argentin Diego Maradona, efatra andro taorian’ny nahafatesany. Nisy omaly alahady ny fisavana kabinetra sy ny toeram-ponenan’io mpitsabo io, nentina nijerena ny mety singa manamarina ny fanamaivanana sy tandrevaka arak’asa nataony, ka voalaza fa nahatara ny fandraisana an-tànana sy niteraka ny fahafatesan’i Diego Maradona. Resaka fijanonan’ny fo tampoka moa no voalaza fa nahafaty ity farany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT