Any Ivelany

FACEBOOK SY INSTAGRAM NAKATONA IREO KAONTIN’I DONALD TRUMP


  • Zoma 08 Janoary 2021

Nakatona ny kaonty facebook sy instagram an’ny Filoha Amerikanina Donald

 

 

Trump ao anatin’ny fotoana tsy voafetra, ary raha kely indrindra dia eo amin’ny roa herinandro eo, mandra-pahavitan’ny tetezamita am-pilaminana, hoy ny Filoha Tale Jeneralin’ny Facebook Mark Zuckerberg omaly, taorian’ilay sakoroka niseho tao amin’ny Capitole. Mieritreritra isika fa ny famelana ny Filoha hampiasa azy ireo, dia mety hiteraka risika goavam-be”, hoy I Mark Zuckerberg. Nampiato ny kaontin’i Donald Trump ihany koa ny Twitter.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT