Any Ivelany

EURO 2021 SEMBANIN’NY COVID-19 HATRANY


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Mihevitra ny tsy ahavoatazona ny fotoana hanatanterahana ny fiadiana ny ho

 

 

tompondakan’I Eoropa na ny “Euro 2021” ny Lehiben’ny federasionina Suisse amin’ny baolina kitra Dominique Blanc. Tanàn-dehibe 12 amina firenena 12 no hanatanterahana izany. Anton’izany ny vao mainka fitomboan’ny olan’ny covid-19. Nambarany fa sarotra ho an’I Suisse ny ho an’I Bakou AzerbaÏdjan. Tokony hatao ny 11 jona-23 jolay moa ny fifaninana, ka ny 11-23 jona 2021 dia lalao fifanintsanana isam-bondrona. Heverina hotontosaina tsy misy mpijery izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT