Any Ivelany

EURO 2020 TAFITA I DANEMARK, ITALIE, REPUBLIQUE TCHEQUE,…


  • Alatsinainy 28 Jona 2021

Tafita amin’ny ¼-dàlana i Danemark nandresy 4-0 an’I Pays des Galles, Italie nandresy 2-1 an’I Autriche efa tany amin’ny fanalavam-potoana,

République Tchèque izay tsy nampoizina ny nandavoany 2-0 an’I Pays-Bas omaly alina, ary nitarika 1-0 kosa I Belgique nanoloana an’I Portugal tamin’ny fotoana nanoratanay. Fandaharam-potoana anio ny lalaon’I Croatie sy Espagne, France sy Suisse, ary rahampitso talata kosa no hifampitady amin’I Angleterre I Allemagne, ary Suède kosa hifandona amin’I Ukraine.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT