Any Ivelany

ETHIOPIE OLONA 100 NOVONOINA VONDRONA MITAM-PIADIANA


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Nanambara ny EHRC (Commission Ethiopienne des Droits de l’Homme)

 

 

Kaomisionina mpiaro ny zon’olombelona any Ethiopie fa olona 100 mahery teo ho eo no novonoin’ny vondron’olona mitam-piadiana omaly alarobia tany amin’ny faritra Andrefan’ity firenena ity. Notifirina sy novonoina tamin’ny fomba feno habibiana izy ireo, ary tany amin’ny faritra Benishangul-Gumuz no nisehoany, hoy ny EHRC.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT