Any Ivelany

ETAZONIA SY NY EOROPEANA NANAKIANA MAFY NY ROSIANA


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Nanameloka avy hatrany ny zava-niseho tany Rosia ny Amerikanina tamin’ny

 

alalan’ny Sekreteram-panjakana Antony Blinken, izay naneho fa tamin-kerisetrany fomba niatrehan’ny polisy ireo vahoaka nanao hetsika am-pilaminana. Nosokajian’ny Lehiben’ny diplaomasia Rosiana ho fitsabahana amin’ny raharaha anatin’Ii Rosia ny fanambaran’ny Amekirana. Naneho ihany koa ny Lehiben’ny Diplaomasia Eoropeana Josep Borell fa nisy ny fampiasan-kery tsy mifanaraka amin’ny zava-misy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT