Any Ivelany

ETAZONIA SY KOREA AVARATRA HIHAMAFY INDRAY NY LONILONY


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Manomboka mihenjan-droa indray ny tady eo amin’i Etazonia sy Korea Avaratra,

 

 

ary naman’ny ho voafafa ny fifampidinihana sy fifanantonana teo amin’i Kim Jong Un sy Donald Trump tany amin’ny taona 2018. Ny fahatongavan’i Joe Biden eo amin’ny fitondrana ny bekintana no ela. Vao tany amin’ny propagandy rahateo dia efa nisy ny karazana teny mandratra nifanaovan’i Biden sy Kim Jong Un, ka iry voalohany nilaza an’ity mpitondra Koreanina tafaratra ity ho “voyou”, ary ny ankilany kosa nanasokajy ny demokraty ho “chien enrage” kosa ny any Pyongyang. Nilaza I Alex Wong tompon’andaikitra Amerikanina omaly, fa tsy mieritreritra ny hanatsahatra ny programa nokleary i Pyongyang, ary ny 10 oktobra dia nampiseho ny tanjaka ara-miaramila sy ny fampisehoana ny missiles balistiques matanjaka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT