Any Ivelany

ETAZONIA RAIKITRA NY SAKOROKA TAO AMIN’NY KOGRESY


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Tonga tao Washington ny mpanohana maro be ny Filoha Amerikanina handao ny toerany Donald Trump omaly nampiseho hery,

 

 niditra tao amin’ny Faritra misy ny Kongresy na ny “Capitole”, fotoana hanapahan’ny antenimierandoholona ny fampananan-kery ny fahalanian’I Joe Biden. Niato ny fivoriana! Niditra an-tsehatra ny mpitandro ny filaminana, ka nirefotra hatramin’ny basy. Vehivavy iray no fa naratra sy ahiana ny ainy. Nanameloka an’io fihetsiky ny mpomba an’I Donald Trump io moa ny Frantsay tamin’ny alalan’ny Minisitry ny raharaham-bahiny Jean Yves Le Drian.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT