Any Ivelany

ETAZONIA-RAHARAHA CAPITOLE HANDEHA NY FANENJEHANA ARA-PITSARANA


  • Alakamisy 14 Janoary 2021

Nanao fanambarana ny polisy federaly sy ny departemantam-pitsarana omaly, fa

 

 

mandeha ny famotorona mikasika ny fidirana an-keriny tao amin’ny Lapan’ny loholona. An-jatony ny vesatra ary olona 160 eo mpanohana an’i Donald Trump no mety hohenjehin’ny fitsarana, izay mety hitombo lavitra. Isan’ny vesatra goavana ny fikomiana hanoherana ny fahefam-panjakana mipetraka (Sédition) sy tsikombakombana olona maro hanonganana ny fahefana misy (Conspiration), izay voalaza fa heloka mety higadrana 20 taona an-tranomaizina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT