Any Ivelany

ETAZONIA MIHA MANGOTRAKA NY TOE-DRAHARAHA


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

Nafana tanteraka ny toe-draharaha tany Etazonia omaly. Nanomana hetsika

 

goavana ny mpanohana an’i Donald Trump, ka niditra tamin’ny fahamailoana tanteraka ny any amin’ity firenena ity. Rakotra fiaran’ny mpitandro filaminana nibahana manodidina ny Maison Blanche, ny Capitole, ny tanàn-dehiben’i Washington DC iray manontolo. Tonga hatramin’ny fisamborana satria nisy lehilahy iray nahatrarana basy miaraka amin’ny bala 500 be izao. Efa ny fanombohan’ny herinandro teo no niely ny fifanentanana hanaovan’ny mpanohana an’i Donald Trump hetsika goavam-be manerana ny tanàn-dehibe 50.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT