Any Ivelany

ETAZONIA HANAO HETSIKA GOAVANA NY MPOMBA AN’I TRUMP


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Miparitaka any Etazonia ny fanentanana hanao fihetsiketsehana goavana manerana

 

ny tanàn-dehibe 50 hataon’ny mpanohana an’i Donald, araka ny fanairana nataon’ny FBI. “Manifestations armées” na miaraka amin’ny fitaovam-piadiana io, ary voalaza fa hatomboka ny faran’ity herinandro ity hatramin’ny 20 janoary hianianan’I Joe Biden any Washington. Nanentanana ny olona hanaraka ny fihanianana amin’ny fahitalavitra fa tsy hivoaka ny Ben’ny tanànan’I Washington D.C Muriel Bowser. Nampitomboina ny mpitandro filaminana. Kaonty 70 000 mifandray amin’ny hetsiky ny mpomba an’I Donald Trump no naaton’ny tambajotra Twitter.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT