Any Ivelany

ETAZONIA-BOEING 737 MAX NIVERINA NISIDINA VOALOHANY OMALY


  • Alarobia 30 Desambra 2020


 

 

 Niverina nisidina ny omaly ny Boeing 737Max an’ny kaompania American Airlines taorian’ny fiatoana 20 volana nanomboka ny 10 martsa 2019 noho ny loza mahatsiravina nisesy naterak’io kazarana fiaramanidina io. Navela hisidina izy ity taorian’ny fanatsarana notakiana, ka ny Kaompania Breziliana Gol no nanetsika ny azy voalohany ny Breziliana ny 09 desambra teo. Omaly kosa ny voalohany tany Etazonia, tamin’ny alalan’ny zotra Miami-New York, izay nitondra mpandeha an-jatony. “Io fiaramanidina io amin’izao azo antoka indrindra eny an’habakabaka”, hoy Robert Isom Mpitantana ambony laharana faharoa ao anatin’ny American Airlines.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT