Any Ivelany

ETAZONIA ANTHONY BLINKEN NO SEKRETERAM-PANJAKANA


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Namoaka ireo ampahany amin’ny mpiara-miasa aminy i Joe Biden , ka i Anthony Blinken,

 mpanolontsaina akaiky azy no voatendry ho Sekreteram-panjakana Amerikanina. Efa sekreteram-panjakana lefitra izy tamin’ny fitondran’i Barack Obama. Voasokajy olona tsotra sy tsy mikotopaka na « calme » izy, ary ambara fa mifanohitra tanteraka ny toetrany sy ny Sekreteram-panjakana ankehitriny Mike Pompeo. 58 taona i Anthony Blinken, izay hanana andraikitra goavana amin’ny fitantanana any Etazonia, indrindra fa ny lafiny ara-diplaomatika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT