Any Ivelany

ETAZONIA


  • Zoma 29 Janoary 2021

“ESORY AO LYBIE NY MIARAMILA TIORKA SY ROSIANINA” Nangataka

 

 

tamin’ny Firenena Mikambana (ONU) ny hanesorana haingana dia haingana ny miaramila Tiorka sy Rosiana mamahatra any Lybie ny Amerikana tamin’ny alalan’ny Masoiovohony mpisolo toerana ao amin’ny ONU Richard Mills omaly. “Mangataka an’ireo vondrona avy any ivelany ahitana an’i Turquie, Russie ary ny Emirats Arabes hanaja ny fiandrianana Libianina, ary hanatsahatra avy hatrany ny fidirana an-tsehatry ny miaramila”, hoy izy nanamafy tao anatin’ny filankevi-pilaminana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT