Any Ivelany

ETAZONIA 3538 MATY IRAY ANDRO


  • Zoma 18 Desambra 2020

Nidangana ny isan’ny matin’ny covid-19 tany Etazonia ny andron’ny alarobia teo.

 

 

Nahatratra 3538 no lavo tao anatin’ny iray andro, ary 248 686 kosa ny tranga vaovao, raha toa ka 2999 ny maty ny talata teo, ary 201 721 kosa ny olona voa. Isan’ny tena lasibatra i Californie izay manao fihibohana. Manomboka hipoka ny hopitaly, ka zara raha misy fandriana 100 malalaka sisa ny ao Los Angeles. Manodidina ny 1,6 tapitrisa ny olona efa voa, ary 22 000 ny maty tao Californie, izay misy mponina 40 tapitrisa eo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT