Any Ivelany

ETAZONIA 2876 MATY, 206 073 VOA IRAY ANDRO


  • Zoma 04 Desambra 2020

Lasa midangana izay tsy izy ny taham-pahafatesan’ny covid-19 any Etazonia amin’izao fotoana izao.

 

 Nahatratra 2876 ny alarobia lasa teo ary 206 073 ny tranga iray andro.  Efa 14,4 mahery ny voa hatrizay, 5,6 tapitrisa mahery mbola tsaboina, ary 27000 latsaka kely ny marary may. 281 883 no namoy ny ainy hatramin’ny omaly tamin’ny 11ora alina aty amintsika, raha toa ka 1 973 ny isan’ny maty iray tamin’io ora io ihany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT