Any Ivelany

ENDRIKA SAMIHAFAN’NY COVID-19 MITAINTAINA AMIN’NY VAKSINY NY OMS…


  • Alarobia 10 Febroary 2021

Tsy nanafina ny ahiahiny ny OMS mikasika ny vaksinin’ny coronavirus. Tena

 

 

mahomby ve ny vaksinin’ny covid-19 eo anatrehan’ny endrika samihafa isehoan’ity valanaretina ity toy ny ao Afrika Atsimo? Io no fanontaniana napetrak’ity rafitra maneran-tany momba ny fahasalamana ity eo anatrehan’ny mbola firongatry ny tranga. Sokajiana ho isan’ny tena mahafa-po moa hatreto ny Pfizer/BioNTech. Manahirana ilay endri-pisehoany vaovao, ka ny “Sérum NovaVax”, ohatra, dia miainga amin’ny 89% mitotongana 49% aminy, ny AstraZeneca 66% lasa 22%, araka ny voka-pikarohana navoakan’ny Oniversiten’I Witwatersrand any Johannesburg ny alahady teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT