Any Ivelany

Emmanuel Macron Tsy namonjy ny fivoriamben’ny ONU


  • Alarobia 22 Septambra 2021

Handefa kabary efa voavoatra mialoha, fa tsy ho avy hanatrika ny fivoriam-be faha-76 eo anivon’ny Firenena Mikambana any Etazonia ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron.

 Ny Minisitry ny raharaham-bahiny Jean Yves Le Drian no halefa any. Ny 2005, izany hoe 17 taona lasa tamin’ny andron’I Jacqus Chirac no tsy nisy Filoha Frantsay nandeha nisolo ten any fireneny tamin’ny fivoriamben’ny ONU toy izao satria vao avy narary ny Filoha, ka nandefa ny Praiminisitra Dominique de Villepin. Tsy fantatra mazava ny antony, saingy heverina ho isan’ny nahatezitra ny Frantsay ny raharaha “sous-marins” izay fifanaharana goavan’ny taonjato misy volabe am-polony miliara dolara tokony hiditra amin’izy ireo, saingy nihemotra ny Aostralianina, izay voalaza fa nodrokidrokian’ny Amerikanina.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT