Any Ivelany

EMMANUEL MACRON MANOME TOKY HAMPIHENA NY MIARAMILA ANY SAHEL


  • Alarobia 20 Janoary 2021

Nanome toky ny hampihenana ny miaramila Frantsay amin’ny ady atao amin’ny

 

Djihadistes any Sahel (Mauritanie, Mali, Burkina Faso, Niger, Tchad) ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron omaly. Manodidina ny 5100 ny miaramila niantoka ny iraka tany. Ny janoary 2020, dia nandefa miaramila 600 ny Frantsay. Nanomboka ny 2013 ny fampandrian-tany nataon’ny Frantsay, ary 50 teo ny maty. Ny tsapan-kevitra nivoaka ny fiandohan’ity janoary ity dia maneho fa ny 51% amin’ny Frantsay no tsy mankasitraka an’io fandefasana tafika, toy ny any Mali io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT