Any Ivelany

EMMANUEL MACRON


  • Alarobia 18 Novambra 2020

400 TAPITRISA EUROS HO AN’NY FANATANJAHANTENA Nampanantena ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron omaly,

 

fa vola 400 tapitrisa euros no hatontona hanavotana sy hanomezana aina indray ny tontolon’ny fanatanjahantena any Frantsa. Tsapa, hoy izy, ny lanja sy anjara toeran’ny fanatanjahantena amin’ny tontolon’ny fahasalamana sy ny toekarena, ka tsy maintsy hisy ny hetsika vaovao hanarenana azy. Tsy te hamela ireo mpanao fanatanjahantena hiady irery i Emmanuel Macron.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT