Any Ivelany

ELON MUSK – SPACE X OLONA FAHAROA MANANKARENA INDRINDRA


  • Alakamisy 26 Novambra 2020

Nosongonan’i Elon Musk tompon’ny orinasa Tesla sy Space X, i Bill Gates eo amin’ny laharan’ny mpanefoefo indrindra maneran-tany.

 

 Niakatra ho 127,9 miliara dolara ny tombam-bidin’ny haren’i Elon Musk misehatra amin’ny tontolon’ny fanamboarana fiara elektrika, raha toa ka 127,7 miliara dolara kosa ny an’I Bill Gates Tompon’ny Microsoft, araka ny fanasokajiana nataon’ny gazetiboky Bloomberg. Vao 49 taona I Elon Musk izay teraka tany Afrika Atsimo, nifindra tany Canada, ary tany Etazonia nanomboka ny 2002. Izy izany no manan-karena indrindra amin’ny dolara aorian’I Jeff Bezos tompon’ny Amazon, mifototra amin’ny varotra amin’ny tranokala.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT