Any Ivelany

ELON MUSK MANAN-KARENA INDRINDRA ETO AN-TANY


  • Zoma 08 Janoary 2021

Nambaran’ny Bloomberg omaly 7 janoary, fa i Elon Musk tompon’ny Tesla sy ny

 

 

SpaceX orinasa mpanamboatra fiara elektrika no mpanefoefo indrindra maneran-tany amin’izao fotoana izao. Nosongonany I Jeff Bezos tompon’ny tranonkala Amazon izay nitana ny laharana voalohany nanomboka ny 2017. Mahatratra 188,5 miliara dolara ny tombam-bidin’ny fananany, izay manatombo 1,5 miliara dolara amin’ny an’i Jeff Bezos. Teratany Afrikanina Tatsimo, nifindra tany Canada, avy eo tany Etazonia nanomboka ny 2002 i Elon Musk.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT