Any Ivelany

ELIKOPTERA NAHAFATY AN’I KOBE BRYANT NANDIKA NY FEPETRA ARA-TOETR’ANDRO NY MPANAMORY


  • Alarobia 10 Febroary 2021

Herintaona taorian’ny nahafatesan’ilay mpilalao basket malaza Kobe Bryant sy ny

 

zanany vavy Gianna 13 taona, nampihetsi-po izao tontolo izao, ny 26 janoary 2020 tany Los Angeles, dia nivoaka ny valin’ny fanadihadian’ny Sampan-draharaha Amerikanina NTSB. Nandika ny fitsipika sy ny fepetra momba ny toetry ny andro ny mpanamory nisidina tamin’ny zavona matevim-be. Voalaza fa niakatra 4000 pieds (1200m) ilay mpanamory Ara Zobayan 50 taona nosokajiana ho isan’ny matihanina, mba hivoaka an’ilay zavona nialohan’ny nidarabohan’ilay angidim-by Sikorsky S-76 haingana be tany amin’ny tendrombohitry Calabasas, ka maty avokoa ny olona 9 tao anatiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT