Any Ivelany

DRAFI-PANARENANA ARA-TOEKARENA ANY JAPON 708 MILIARA DOLARA NY ANDIANY FAHATELO


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Namoaka ny drafitra fahatelo momba ny fanarenana ara-toekarena ny Japonais, ka

 

mahatratra 708 miliara dolara izany. Hatokana betsaka amin’ny fandaniana hitazonana ny asa sy hanampiana ireo orinasa izany. Hisy ihany koa ny haompana amin’ny fivoarana ara-informatika ao amin’ny firenena, ary eo ihany koa ny fiovana makany amin’ny angovo azo havaozina. Hatramin’ny niantombohan’ny covid-19 dia efa vola 3000 miliara dolara no natonton’ny Japonais amin’ny fanarenana ny toekareny, manome 40% amin’ny harin-karena faobe na PIB . Sedra lehibe ho an’ny Praiminisitra vaovao Yoshihide Suga ny fanarenana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT