Any Ivelany

DRAFI-PANARENANA 900 MILIARA DOLARA


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

ANDRASANA NY FANKATOAVAN’NY KONGRESY AMERIKANINA

 

 

Mitodika any amin’ny Kongresy ny mason’ny vahoaka Amerikanina amin’izao fotoana izao. Eo am-pelatanan’izy ireo ny fanapahan-kevitra momba ny fanekena ny drafi-panohanana mitentina 900 miliara dolara. Haompana amin’ny filan’ny Amerikanina an-tapitrisany maro io, fa eo ihany ny atokana ho an’ny tontolon’ny varotra sy ny orinasa. Miasa andro aman’alina ireo loholona mba ahitana ny marimaritra iraisana ao anatin’izany. Isan’ny hojerena ao anatin’io ireo very asa an-tapitrisany maro, ireo toeram-pisakafoanana nikatona, ny varotra, ny ivon-toerana fitsaboana,…

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT