Any Ivelany

DR ANTHONY FAUCI NATAO VAKSININ’NY COVID-19 OMALY


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Natao vaksinin’ny covid-19 omaly talata 22 desambra ilay manam-pahaizana ara-pitsaboana “Immunologue”

 

 Amerikanina Dr Anthony Fauci. Mpikambana tao anatin’ny “cellule de crise” tao anatin’ny Fitantanan’I Donald Trump izy, ary notendren’ny Filoha vaovao Joe Biden ho mpanolontsaina momba ny covid-19. Isan’ireo siantifika tena toavin’ny Amerikanina fatratra i Dr Anthony Fauci. “Tena fihetsika ho faka tahaka ho an’ny olom-pirenena no atao mba hananan’izy ireo fitokisana tanteraka azo antoka tanteraka sy mahomby ny vaksiny”, hoy ny Dr Anthony Fauci.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT