Any Ivelany

DONALD TRUMP TSY MANAIKY RESY SAINGY TSY TE HISAKOROKO


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Niantso ny mpomba azy ho tony I Donald Trump taorian’ny fidiran’izy ireo tao amin’ny Lapan’ny Kongresy na ny Capitole omaly.

 

Ora vitsy taorian’io sakoroka io, dia nanambara sy nanamafy I Donald Trump, fa tsy manaiky velively ny voka-pifidianana, ary tsy manaiky velively ihany koa ny filazana azy fa resy. “Tsy resy izany isika ary tsy hanaiky hatramin’ny farany, nandresy isika ary nandresy lavitra dia lavitra”, hoy izy. Niantso ny mpomba azy hody anefa I Donald Trump, ary naneho fa fantany ny alahelon’izy ireo, saingy tsy tia ra mandriaka izy, ary mila filaminana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT