Any Ivelany

DONALD TRUMP TSY HANATRIKA NY FIHANIANAN’I BIDEN


  • Alarobia 20 Janoary 2021

Omaly no fotoana farany naha Filoham-pirenena Amerikanina an’i Donald Trump,

 

izay nomarihiny tamin’ny famelan-tsazy am-polony. Hatramin’ny omaly, tsy niova ny heviny, tsy hanatrika ny fihanianan’I Joe Biden izy, izay ho filoham-pirenena Amerikanina voalohany tsy hiatrika ny fihanianan’ny mpisolo toerana azy tao anatin’ny 150 taona. Anio maraina no voalaza fa hihazo an’i Floride misy ny tranobeny, izay efa falehany manao “golf” izy. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT