Any Ivelany

DONALD TRUMP SAROTRA NY HAHAFAKA AZY


  • Alarobia 10 Febroary 2021

Nisokatra omaly 09 febroary teo anivon’ny Antenimierandoholona Amerikana ny

 

raharaham-pitsarana ny fanonganana an’I Donald Trump, izay samban’ny teo amin’ny tantara ny fisiana dingana fanonganana filoha in-droa mahazo azy. Natomboka fandinihana ny fanhatahana nataon’ny mpisolovava azy mba hanafoanana ny raharaha ny andro voalohany omaly. Nilaza ny mpisolovava I Bruce Cartor sy David Schoen, fa efa tsy eo amin’ny toerana intsony I Trump ka tsy mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana izany. Manenjana kosa ny Demokraty. Ahiana ho lany ny fanonganana satria misy loholona Repoblikanina 10 voalaza fa manohana izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT