Any Ivelany

DONALD TRUMP NOTSIPAHIN’NY FITSARANA TAMPONY


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Tapitra hatreo, tsy misy herijika intsony ho an’ny Filoha Amerikanina Donald

Trump amin’ny dingam-panoherana ny voka-pifidianana ambarany fa feno halatra sy hosoka. Nolavin’ny Fitsarana Tampony, izay rafitra farantampony afaka ny fitorian’i Donald Trump nangataka ny fanafoanana ny fifidianana tany amin’ireo Fanjakana miisa 4 nandresen’i Joe Biden dia i Pennsylvanie, Géorgie, Michingan, Wisconsin. Fanjakana nanjakan’ny Repoblikanina ireo hatramin’izay, saingy lasan’i Biden. Nirafitra sy mafy ny fitoriana nataon’i Donald Trump, ary mpifidy vaventy 120 no nanampy azy tamin’izany, niaraka tamina mpahay lalàna maro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT