Any Ivelany

DONALD TRUMP NOLAVINA NY FITORIANY TANY PENNSYLVANIE


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Nolavin’ny fitsarana federaly ny sabotsy lasa teo ny fitorian’ireo mpisolovava an’i

 

Donald Trump momba ny hosoka ara-pifidianana mahakasika ny tany Pennsylvanie. Fanjakana faha-6 be mponina indrindra any Etazonia i Pennsylvanie, ary azon’i Donald Trump tamin’ny fifidianana 2016, ary io toheriny io ny fandresen’i Donald Trump. Tsy manaiky lembenana i Trummp hatreto. Etsy ankilany,Ho fantatra rahampitso talata kosa ny sasantsasany amin’ireo handrafitra ny governemantan’i Joe Biden, hoy Ron Klain mpanolontsaina akaiky azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT