Any Ivelany

DONALD TRUMP NANANGAM-BOVONA TSY MANAIKY RESY INDRAY


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Sambany niatrika famoriam-bahoaka indray ny Filoha Amerikanina Donald Trump ny sabotsy teo tany Georgie.

 

 Fotoana nanaovany fampielezan-kevitra ho fanohanana an’i David Perdue sy Kelly Loffler kandidan’ny Repoblikanina amin’ny fifidianana loholona hatao ny 5 janoary 2020 io. Mbola nanamafy indray i Donald Trump tamin’io fotoana io fa izy no nandresy, ary naverimberiny fa nisy ny hosoka tamin’ny fifidianana. Somary nanome tsiny ny Governoran’i Georgie ho nitazam-potsiny teo anatrehan’ny ambarany fa hosoka i Donald Trump. Na izany aza, nanambara ho mpandresy ny tenany teo anoloan’ireo mpomba azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT