Any Ivelany

DONALD TRUMP “MITERAKA ALAHELO NY FANONGANANA AHY”


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Nanambara I Donald Trump omaly, fa mampihomehy ny fisiana dingana hanongana azy,

 

 

 ary nambarany fa isan’ny antony hiteraka alahelo lehibe ny fanonganana azy. Anio indray no hodinihin’ny loholona ny vesatra hanenjehana sy hanonganana azy. Nanamafy i Donald Trump omaly nialohan’ny niaingany ho any Texas, fa tsy maniry ny hisian’ny herisetra amin’ny fialany amin’ny toerany. Nandà ny fanonganana azy ny Filoha lefitra Mike Pence omaly. Niala tsy hiara-hiasa amin’I Donald Trump etsy ankilany ny orinasa maro, toy ny Stripe, Shopify,…

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT