Any Ivelany

DONALD TRUMP MBOLA MIKETRIKA MAFY


  • Talata 05 Janoary 2021

Miketrika mafy ny Filoha Amerikanina Donald Trump eo anatrehan’ny tsy fahazotoany hamindra fahefana amin’i Joe Biden.

 

 

 Nalaza naneran-tany ny famoahan’ny gazety Amerikanina, fa nangataka tamin’ny tompon’andraikitra ara-pifidianana sy ny governoran’i Géorgie hanome vato 11 780 azy. Rahampitso 6 janoary no hampanankery ny fahalanian’I Joe Biden ny Kongresy, saingy voalaza fa misy loholona Repoblikanina mety hitsipaka. Niantso ny tafika tsy hiditra amin’ny resaka tetezamita politika kosa ireo Sekreteram-panjakana momba ny fiarovana na Lehiben’ny Pentagone teo aloha, ka isan’ny nitarika izany i James Mattis izay tao anatin’ny fitondrana Trump. ‘

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT