Any Ivelany

DONALD TRUMP “MBOLA HIVERINA EO AHO”


  • Alakamisy 21 Janoary 2021

Mbola hiverina eo isika na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana ary vao

fanombohana ny hetsika nataontsika, hoy I Donald Trump tamin’ny kabary fanaovam-beloma tany amin’ny “base militaire” Andrews any Maryland. Niaraka tamin’ny vadiny Melanie Trump izy tamin’io. Tsy nanatrika ny fihanianan’I Joe Biden tany Washington DC izy, saingy nirary soa sy nilaza hitondra am-bavaka ny Fitondran’I Joe Biden na izany aza. Izy mivady, ny zanany Barron, Ivanka, Donald Jr ary Eric no niara-tonga sy notsenaina tany Floride.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT