Any Ivelany

DONALD TRUMP MANOMANA NY FIVERENANY…


  • Alatsinainy 01 Martsa 2021

Notanterahina omaly alahady Fihaonan-dehibe fanao isan-taona ho an’ny antoko “Conservateur”

 na ny “Conférence CPAC” tany Orlando any Floride. Fotoana voalohany nisehoan’i Donald Trump indray. Nipetraka hatrany ny anjara toerana goavana ananany ao anatin’ny Antoko Repoblikanina izay voalaza fa miomana sahady amin’ny fiverenany amin’ny 2024. Naneho ny Sekreteram-panjakana Amerikanina teo aloha Mike Pompeo, fa tena niabo ny vokatra ho an’ny Fanjakana Trump tamin’ny lafiny toekarena, ny ara-barotra,…

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT