Any Ivelany

DONALD TRUMP FILOHA VOALOHANY NAONGANA IN-DROA


  • Zoma 15 Janoary 2021

I Donald Trump no filoha Amerikanina voalohany voasoratra eo amin’ny tantara fa

 

 

tratry ny fanonganana in-droa tany Etazonia. Saika niresaka ny “impeachment” avokoa ny ankamaroan’ny gazety Amerikanina omaly. Nolanian’ny loholona ny drafi-panenjehana hanonganana azy, izay nandresy tamin’ny isa 232 manoloana ny 197 io drafi-piampangana io. Aorian’ny 20 janoary hialany tanteraka amin’ny fahefana anefa, vao hivoaka ny didy raikitra momba ny fanenjehana. Ambara ho niantso fikomiana tamin’ilay tranga niseho tao amin’ny Capitol i Donald Trump. Ambenana miaramila matory ao anatiny mihitsy moa io lapa io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT