Any Ivelany

DONAL TRUMP MANOMBOKA MILEFITRA


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Ny takarivan’ny alatsinainy hifoha omaly talata no nanao fanambarana ny Filoha Amerikanina Donald Trump,

 fa afaka hisokatra amin’ny dingana hirosoana amin’ny tetezamita ahafahan’i Joe Biden sy ny ekipany mandray ny fahefana. Herinandro taorian’ny fanambarana ny fandresen’i Donald Trump io, izay azo adika fa hiditra amin’ny fifamindram-pitantanana am-pilaminana ny roa tonta. Nekena ho ara-dalàna omaly ny voka-pifidianana tany Pennsylvanie izay lasan’i Joe Biden, araka ny nambaran’ny governora demokraty Tom Wolf

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT